plt_tn/pro/21/23.md

581 B

Na iza na iza miambina ny vavany sy ny lelany

Samy manondro izay lazain'ny olona ny "vava" sy ny "teny." DH: "Izay rehetra mitandrina izay lazainy"

Ny olona miavonavona sy mirehareha ... fihetsika feno fiavonavonana

"Mahazo manampo ny olona miavonavona sy mirehareha hanao fihestika feno fiavonavonana ianao"

fihetsika feno fiavonavonana

Ireo teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny amin'ny fireharehan'ilay olona

"Mpaniratsira" no anarany

Ny teny hoe "anarany" dia ilazana ny fomba iantsoan'ny olona azy. DH: "mpaniratsika no tokony hiantsoanao"