plt_tn/pro/21/23.md

16 lines
581 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Na iza na iza miambina ny vavany sy ny lelany
Samy manondro izay lazain'ny olona ny "vava" sy ny "teny." DH: "Izay rehetra mitandrina izay lazainy"
# Ny olona miavonavona sy mirehareha ... fihetsika feno fiavonavonana
"Mahazo manampo ny olona miavonavona sy mirehareha hanao fihestika feno fiavonavonana ianao"
# fihetsika feno fiavonavonana
Ireo teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny amin'ny fireharehan'ilay olona
# "Mpaniratsira" no anarany
Ny teny hoe "anarany" dia ilazana ny fomba iantsoan'ny olona azy. DH: "mpaniratsika no tokony hiantsoanao"