# Na iza na iza miambina ny vavany sy ny lelany Samy manondro izay lazain'ny olona ny "vava" sy ny "teny." DH: "Izay rehetra mitandrina izay lazainy" # Ny olona miavonavona sy mirehareha ... fihetsika feno fiavonavonana "Mahazo manampo ny olona miavonavona sy mirehareha hanao fihestika feno fiavonavonana ianao" # fihetsika feno fiavonavonana Ireo teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny amin'ny fireharehan'ilay olona # "Mpaniratsira" no anarany Ny teny hoe "anarany" dia ilazana ny fomba iantsoan'ny olona azy. DH: "mpaniratsika no tokony hiantsoanao"