plt_tn/pro/21/03.md

28 lines
933 B
Markdown

# manao ny marina
"manao izay heverin'i Yaveh ho marina"
# manao ny ... mahitsy
"Mitondra ny olona araka ny fomba tian'i Yaveh hitondran'ny olona ny hafa"
# sitrak'i Yaveh kokoa
"mahitsy—tian'i Yaveh kokoa izany mihoatra"
# Ny fiavonavon'ny maso sy fireharehan'ny fo
Ny teny hoe "maso" sy "fo" dia finbangoan-teny ilazana ny olona izay mihevi-tena ho tsara mihoatra ny hafa ary maniry ny ahafantaran'ny hafa izany. DH: "Olona izay maniry ny hafa mba hihevitra fa tsara mihoatra noho ny olona hafa izy"
# Ny fiavonavon'ny maso
Io dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay maniry ny hafa mba hahafantatra fa mihevi-tena ho tsara noho izy ireo izy.
# fireharehan'ny fo
Fibangoan-teny ilazana ny olona izay mihevi-tena ho tsara noho ny hafa io.
# jiron'ny ratsy fanahy
Ny zavatra izay manampy ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe jiro. DH: "ny zavatra izay manampy ny olona ratsy hahita ao anaty aizina tahaka ny jiro"