# manao ny marina "manao izay heverin'i Yaveh ho marina" # manao ny ... mahitsy "Mitondra ny olona araka ny fomba tian'i Yaveh hitondran'ny olona ny hafa" # sitrak'i Yaveh kokoa "mahitsy—tian'i Yaveh kokoa izany mihoatra" # Ny fiavonavon'ny maso sy fireharehan'ny fo Ny teny hoe "maso" sy "fo" dia finbangoan-teny ilazana ny olona izay mihevi-tena ho tsara mihoatra ny hafa ary maniry ny ahafantaran'ny hafa izany. DH: "Olona izay maniry ny hafa mba hihevitra fa tsara mihoatra noho ny olona hafa izy" # Ny fiavonavon'ny maso Io dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay maniry ny hafa mba hahafantatra fa mihevi-tena ho tsara noho izy ireo izy. # fireharehan'ny fo Fibangoan-teny ilazana ny olona izay mihevi-tena ho tsara noho ny hafa io. # jiron'ny ratsy fanahy Ny zavatra izay manampy ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe jiro. DH: "ny zavatra izay manampy ny olona ratsy hahita ao anaty aizina tahaka ny jiro"