plt_tn/pro/21/03.md

933 B

manao ny marina

"manao izay heverin'i Yaveh ho marina"

manao ny ... mahitsy

"Mitondra ny olona araka ny fomba tian'i Yaveh hitondran'ny olona ny hafa"

sitrak'i Yaveh kokoa

"mahitsy—tian'i Yaveh kokoa izany mihoatra"

Ny fiavonavon'ny maso sy fireharehan'ny fo

Ny teny hoe "maso" sy "fo" dia finbangoan-teny ilazana ny olona izay mihevi-tena ho tsara mihoatra ny hafa ary maniry ny ahafantaran'ny hafa izany. DH: "Olona izay maniry ny hafa mba hihevitra fa tsara mihoatra noho ny olona hafa izy"

Ny fiavonavon'ny maso

Io dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay maniry ny hafa mba hahafantatra fa mihevi-tena ho tsara noho izy ireo izy.

fireharehan'ny fo

Fibangoan-teny ilazana ny olona izay mihevi-tena ho tsara noho ny hafa io.

jiron'ny ratsy fanahy

Ny zavatra izay manampy ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe jiro. DH: "ny zavatra izay manampy ny olona ratsy hahita ao anaty aizina tahaka ny jiro"