plt_tn/pro/20/25.md

28 lines
966 B
Markdown

# Fandrika
Ny zavatra mampidi-doza dia resahina toy ny hoe fandrika. DH: "Mampidi-doza"
# ny miteny an-kamehana
milaza zavatra faingana sady tsy misy fiheverana tsara ny amin'izay mety ho dikany
# nanao ny voadiny
Nanao voady tamin'ny fanambarana fa masina ny zavatra iray ka nanokana izany ho an'i Yaveh ilay olona. DH: "nanokana izany ho an'i Yaveh" na "nanambara izany ho masina"
# manivana ny ratsy fanahy
Ny mpanjaka manavaka ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe voa izay sivaniny. DH: "manavaka ny ratsy fanahy"
# ny ratsy fanahy
Manondro ireo ratsy fanahy io. DH: "ireo izay ratsy fanahy" na "ny olona ratsy fanahy"
# mamadika ny kodiaran'ny fikororohana eo amin'izy ireo
Ny mpanjaka manafay ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe mitondra kodiarana fikororohana eo amin'izy ireo. DH: "ary manafay mafy azy ireo"
# kodiran'ny fikororohana
"fiara fikororohana." Fitaovana hitotoana vary ary manampy amin'ny fanavahana izany amin'ny akofa io.