plt_tn/pro/20/25.md

966 B

Fandrika

Ny zavatra mampidi-doza dia resahina toy ny hoe fandrika. DH: "Mampidi-doza"

ny miteny an-kamehana

milaza zavatra faingana sady tsy misy fiheverana tsara ny amin'izay mety ho dikany

nanao ny voadiny

Nanao voady tamin'ny fanambarana fa masina ny zavatra iray ka nanokana izany ho an'i Yaveh ilay olona. DH: "nanokana izany ho an'i Yaveh" na "nanambara izany ho masina"

manivana ny ratsy fanahy

Ny mpanjaka manavaka ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe voa izay sivaniny. DH: "manavaka ny ratsy fanahy"

ny ratsy fanahy

Manondro ireo ratsy fanahy io. DH: "ireo izay ratsy fanahy" na "ny olona ratsy fanahy"

mamadika ny kodiaran'ny fikororohana eo amin'izy ireo

Ny mpanjaka manafay ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe mitondra kodiarana fikororohana eo amin'izy ireo. DH: "ary manafay mafy azy ireo"

kodiran'ny fikororohana

"fiara fikororohana." Fitaovana hitotoana vary ary manampy amin'ny fanavahana izany amin'ny akofa io.