plt_tn/pro/19/13.md

645 B

faharavana ho an'ny rainy

"hamotipotika ny rainy" (UDB)

ny vady mpifanditra dia toy ny rano mitete mandrakariva

Ny vady manorisory dia resahina toy ny hoe rano mitete tsy tapaka. DH: "ny vady mpifanditra dia manorisory ary manelingelina tahaka ny rano mitete tsy tapaka"

ny vady mpifanditra

"vady mpiady" na "vady tsy mety manaiky"

Ny trano sy harena no lova avy amin'ny ray aman-dreny

Io dia azo atao hoe DH: "Mandova trano sy harena avy amin'ny ray aman-dreniny ny ankizy"

hendry

Adikao araka ny ao amin'ny 12:23 io andian-teny io.

vady hendry kosa no avy amin'i Yaveh

Io dia azo atao hoe DH: "manome vady hendry Yaveh"