# faharavana ho an'ny rainy "hamotipotika ny rainy" (UDB) # ny vady mpifanditra dia toy ny rano mitete mandrakariva Ny vady manorisory dia resahina toy ny hoe rano mitete tsy tapaka. DH: "ny vady mpifanditra dia manorisory ary manelingelina tahaka ny rano mitete tsy tapaka" # ny vady mpifanditra "vady mpiady" na "vady tsy mety manaiky" # Ny trano sy harena no lova avy amin'ny ray aman-dreny Io dia azo atao hoe DH: "Mandova trano sy harena avy amin'ny ray aman-dreniny ny ankizy" # hendry Adikao araka ny ao amin'ny 12:23 io andian-teny io. # vady hendry kosa no avy amin'i Yaveh Io dia azo atao hoe DH: "manome vady hendry Yaveh"