plt_tn/pro/19/13.md

24 lines
645 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# faharavana ho an'ny rainy
"hamotipotika ny rainy" (UDB)
# ny vady mpifanditra dia toy ny rano mitete mandrakariva
Ny vady manorisory dia resahina toy ny hoe rano mitete tsy tapaka. DH: "ny vady mpifanditra dia manorisory ary manelingelina tahaka ny rano mitete tsy tapaka"
# ny vady mpifanditra
"vady mpiady" na "vady tsy mety manaiky"
# Ny trano sy harena no lova avy amin'ny ray aman-dreny
Io dia azo atao hoe DH: "Mandova trano sy harena avy amin'ny ray aman-dreniny ny ankizy"
# hendry
Adikao araka ny ao amin'ny 12:23 io andian-teny io.
# vady hendry kosa no avy amin'i Yaveh
Io dia azo atao hoe DH: "manome vady hendry Yaveh"