plt_tn/pro/18/05.md

669 B

Tsy tsara ... amin'ny olona ratsy fanahy

Ireo andian-teny ireo azo atao hoe DH: "Tsara ny mitondra ny olona ratsy fanahy araka izay mendrika azy, ary ny maneho rariny amin'ny olo-marina"

Ny molotry ny adala dia mitondra

Eto dia amin'ny "molony" no entina iresahana ny adala mba hanindriana izay lazainy. DH: "izay lazain'ny adala dia mitondra"

mitondra

"mahatonga"

ny vavany mihantsy kapoka

Ny adala milaza zavatra izay mahatonga ny olona haniry ny hamely azy dia resahina toy ny hoe izy no mihantsy azy ireo hamono azy. DH: "ny vavany no mahatonga ny olona te hamono azy"

ny vavany

Eto dia ny "vavany" no entina ilazana ny adala. DH: "izay lazainy"