# Tsy tsara ... amin'ny olona ratsy fanahy Ireo andian-teny ireo azo atao hoe DH: "Tsara ny mitondra ny olona ratsy fanahy araka izay mendrika azy, ary ny maneho rariny amin'ny olo-marina" # Ny molotry ny adala dia mitondra Eto dia amin'ny "molony" no entina iresahana ny adala mba hanindriana izay lazainy. DH: "izay lazain'ny adala dia mitondra" # mitondra "mahatonga" # ny vavany mihantsy kapoka Ny adala milaza zavatra izay mahatonga ny olona haniry ny hamely azy dia resahina toy ny hoe izy no mihantsy azy ireo hamono azy. DH: "ny vavany no mahatonga ny olona te hamono azy" # ny vavany Eto dia ny "vavany" no entina ilazana ny adala. DH: "izay lazainy"