plt_tn/pro/18/05.md

20 lines
669 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy tsara ... amin'ny olona ratsy fanahy
Ireo andian-teny ireo azo atao hoe DH: "Tsara ny mitondra ny olona ratsy fanahy araka izay mendrika azy, ary ny maneho rariny amin'ny olo-marina"
# Ny molotry ny adala dia mitondra
Eto dia amin'ny "molony" no entina iresahana ny adala mba hanindriana izay lazainy. DH: "izay lazain'ny adala dia mitondra"
# mitondra
"mahatonga"
# ny vavany mihantsy kapoka
Ny adala milaza zavatra izay mahatonga ny olona haniry ny hamely azy dia resahina toy ny hoe izy no mihantsy azy ireo hamono azy. DH: "ny vavany no mahatonga ny olona te hamono azy"
# ny vavany
Eto dia ny "vavany" no entina ilazana ny adala. DH: "izay lazainy"