plt_tn/pro/16/29.md

956 B

Ny olona maherisetra dia mandainga amin'ny namany

Ny hevitra ambadik'izany dia mandainga amin'ny namany io lehilahy io mba hitaona ny namany hanjohy azy amin'ny asany feno herisetra. DH: "Ny olon'ny herisetra mitaona ny namany"

Ny olona maherisetra

"Olona misetrasetra" na "Olona mampihatra herisetra"

mampivarina azy amin'ny lalana izay tsy tsara

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona ny ataon'ny olona iray. DH: "mahatonga azy hanao zavatra izay tsy tsara"

lalana izay tsy tsara

Mampiasa fanalefahan-teny ny mpanoratra mba hanindriana hoe toy ny ahoana ny faharatsian'io lalana io. DH: "lalana tena ratsy" na "lalana mahatsiravina"

Izay mipi-maso ... izay manaiki-molotra

Samy fihetsika eo amin'ny tarehy izay mety ampiasain'ny olona hanaovana famantarana ny amin'ny tetiny amin'ny hafa ireo roa ireo. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "mipi-maso" ao amin'ny 10:10.

mampandalo ny rasty

"hanao zava-dratsy"