plt_tn/pro/16/29.md

24 lines
956 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny olona maherisetra dia mandainga amin'ny namany
Ny hevitra ambadik'izany dia mandainga amin'ny namany io lehilahy io mba hitaona ny namany hanjohy azy amin'ny asany feno herisetra. DH: "Ny olon'ny herisetra mitaona ny namany"
# Ny olona maherisetra
"Olona misetrasetra" na "Olona mampihatra herisetra"
# mampivarina azy amin'ny lalana izay tsy tsara
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona ny ataon'ny olona iray. DH: "mahatonga azy hanao zavatra izay tsy tsara"
# lalana izay tsy tsara
Mampiasa fanalefahan-teny ny mpanoratra mba hanindriana hoe toy ny ahoana ny faharatsian'io lalana io. DH: "lalana tena ratsy" na "lalana mahatsiravina"
# Izay mipi-maso ... izay manaiki-molotra
Samy fihetsika eo amin'ny tarehy izay mety ampiasain'ny olona hanaovana famantarana ny amin'ny tetiny amin'ny hafa ireo roa ireo. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "mipi-maso" ao amin'ny 10:10.
# mampandalo ny rasty
"hanao zava-dratsy"