# Ny olona maherisetra dia mandainga amin'ny namany Ny hevitra ambadik'izany dia mandainga amin'ny namany io lehilahy io mba hitaona ny namany hanjohy azy amin'ny asany feno herisetra. DH: "Ny olon'ny herisetra mitaona ny namany" # Ny olona maherisetra "Olona misetrasetra" na "Olona mampihatra herisetra" # mampivarina azy amin'ny lalana izay tsy tsara Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona ny ataon'ny olona iray. DH: "mahatonga azy hanao zavatra izay tsy tsara" # lalana izay tsy tsara Mampiasa fanalefahan-teny ny mpanoratra mba hanindriana hoe toy ny ahoana ny faharatsian'io lalana io. DH: "lalana tena ratsy" na "lalana mahatsiravina" # Izay mipi-maso ... izay manaiki-molotra Samy fihetsika eo amin'ny tarehy izay mety ampiasain'ny olona hanaovana famantarana ny amin'ny tetiny amin'ny hafa ireo roa ireo. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "mipi-maso" ao amin'ny 10:10. # mampandalo ny rasty "hanao zava-dratsy"