plt_tn/pro/16/17.md

537 B

Ny lalam-ben'ny olo-marina

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana tsara voatra, tsy misy sakantsakana ny fomba fiainan'ny olona mahitsy. DH: "ny fomba marina izay iainan'ny olo-marina"

miala amin'ny ratsy

Ny fialana na ny tsy fanaovana ratsy intsony dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe miala amin'ny ratsy. DH: "miaro azy ireo amin'ny fanaovan-dratsy"

ny fanahy mieboebo

Eto ny teny hoe "fanahy" dia maneho ny fihetsika sy ny toetran'ilay olona. DH: "toetra miavonavona"

fahalavoana

"fahapotehana" na "tsy fahombiazana"