plt_tn/pro/16/17.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny lalam-ben'ny olo-marina
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana tsara voatra, tsy misy sakantsakana ny fomba fiainan'ny olona mahitsy. DH: "ny fomba marina izay iainan'ny olo-marina"
# miala amin'ny ratsy
Ny fialana na ny tsy fanaovana ratsy intsony dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe miala amin'ny ratsy. DH: "miaro azy ireo amin'ny fanaovan-dratsy"
# ny fanahy mieboebo
Eto ny teny hoe "fanahy" dia maneho ny fihetsika sy ny toetran'ilay olona. DH: "toetra miavonavona"
# fahalavoana
"fahapotehana" na "tsy fahombiazana"