# Ny lalam-ben'ny olo-marina Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana tsara voatra, tsy misy sakantsakana ny fomba fiainan'ny olona mahitsy. DH: "ny fomba marina izay iainan'ny olo-marina" # miala amin'ny ratsy Ny fialana na ny tsy fanaovana ratsy intsony dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe miala amin'ny ratsy. DH: "miaro azy ireo amin'ny fanaovan-dratsy" # ny fanahy mieboebo Eto ny teny hoe "fanahy" dia maneho ny fihetsika sy ny toetran'ilay olona. DH: "toetra miavonavona" # fahalavoana "fahapotehana" na "tsy fahombiazana"