plt_tn/pro/15/21.md

461 B

izay manana fahazavan-tsaina mandeha amin'ny lalan-mahitsy

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandeha mahitsy eo amin'ny lalana iray ny olona manao ny zavatra tsara. DH: "ny olona izay manana fahazavan-tsaina dia manao izay mety"

Mandamoka ireo tetika

"Tsy mahomby ny tetika"

rehefa tsy misy torohevitra

"rehefa tsy misy manome torohevitra"

mpanolon-tsaina

olona manome tolo-kevitra ho tari-dalana amin'ny atao

nahomby ireo

"mahomby ny tetika"