# izay manana fahazavan-tsaina mandeha amin'ny lalan-mahitsy Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandeha mahitsy eo amin'ny lalana iray ny olona manao ny zavatra tsara. DH: "ny olona izay manana fahazavan-tsaina dia manao izay mety" # Mandamoka ireo tetika "Tsy mahomby ny tetika" # rehefa tsy misy torohevitra "rehefa tsy misy manome torohevitra" # mpanolon-tsaina olona manome tolo-kevitra ho tari-dalana amin'ny atao # nahomby ireo "mahomby ny tetika"