forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
461 B
Markdown
20 lines
461 B
Markdown
|
# izay manana fahazavan-tsaina mandeha amin'ny lalan-mahitsy
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandeha mahitsy eo amin'ny lalana iray ny olona manao ny zavatra tsara. DH: "ny olona izay manana fahazavan-tsaina dia manao izay mety"
|
||
|
|
||
|
# Mandamoka ireo tetika
|
||
|
|
||
|
"Tsy mahomby ny tetika"
|
||
|
|
||
|
# rehefa tsy misy torohevitra
|
||
|
|
||
|
"rehefa tsy misy manome torohevitra"
|
||
|
|
||
|
# mpanolon-tsaina
|
||
|
|
||
|
olona manome tolo-kevitra ho tari-dalana amin'ny atao
|
||
|
|
||
|
# nahomby ireo
|
||
|
|
||
|
"mahomby ny tetika"
|