plt_tn/pro/14/03.md

609 B

Amin'ny vavan'ny ... ny molotry ny

Ny vava sy ny molotra dia maneho izay lazain'ny olona.

tsimoky ny fireharehany

Ny tsimoka dia zavatra maniry avy amin'ny zavatra hafa. DH: "no vokatry ny fireharehany"

ny hendry

Amin'ny tena izy dia manondro olona maro io teny io. "ireo olon-kendry" na "lehilahy hendry"

hiaro azy ireo

"hiaro azy ireo amin'ny fahavoazana"

tavy fihinanana

Ny "tavy" dia fitoeran-javatra izay asianao ny sakafom-biby.

be ny vokatra

"tsara ny vokatra"

amin'ny tanjaky ny omby

Ny "tanjaka" dia maneho ny asa mafy afaka ataon'ny omby. DH: "nohon'ny asa ataon'ny omby"