plt_tn/pro/14/03.md

28 lines
609 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Amin'ny vavan'ny ... ny molotry ny
Ny vava sy ny molotra dia maneho izay lazain'ny olona.
# tsimoky ny fireharehany
Ny tsimoka dia zavatra maniry avy amin'ny zavatra hafa. DH: "no vokatry ny fireharehany"
# ny hendry
Amin'ny tena izy dia manondro olona maro io teny io. "ireo olon-kendry" na "lehilahy hendry"
# hiaro azy ireo
"hiaro azy ireo amin'ny fahavoazana"
# tavy fihinanana
Ny "tavy" dia fitoeran-javatra izay asianao ny sakafom-biby.
# be ny vokatra
"tsara ny vokatra"
# amin'ny tanjaky ny omby
Ny "tanjaka" dia maneho ny asa mafy afaka ataon'ny omby. DH: "nohon'ny asa ataon'ny omby"