# Amin'ny vavan'ny ... ny molotry ny Ny vava sy ny molotra dia maneho izay lazain'ny olona. # tsimoky ny fireharehany Ny tsimoka dia zavatra maniry avy amin'ny zavatra hafa. DH: "no vokatry ny fireharehany" # ny hendry Amin'ny tena izy dia manondro olona maro io teny io. "ireo olon-kendry" na "lehilahy hendry" # hiaro azy ireo "hiaro azy ireo amin'ny fahavoazana" # tavy fihinanana Ny "tavy" dia fitoeran-javatra izay asianao ny sakafom-biby. # be ny vokatra "tsara ny vokatra" # amin'ny tanjaky ny omby Ny "tanjaka" dia maneho ny asa mafy afaka ataon'ny omby. DH: "nohon'ny asa ataon'ny omby"