plt_tn/pro/13/21.md

16 lines
488 B
Markdown

# Manenjika ny mpanota ny loza
Ny "loza" dia nomena ny toetran'ny olom-belona tahaka ny fahafahana mihazakazaka. DH: "Manana olana ny mpanota na aiza na aiza alehany"
# ny olo-marina dia omena valisoa amin'ny tsara
Io dia azo atao hoe DH: "Mamaly soa an'ireo olo-marina Andriamanitra"
# ny zafiny
"ny zanaky ny zanany" na "ny taranany"
# ny haren'ny mpanota dia voatahiry ho an'ny olo-marina
Io dia azo atao hoe DH: "izay manao ny marina dia handray ny harena nangonin'ny mpanota"