# Manenjika ny mpanota ny loza Ny "loza" dia nomena ny toetran'ny olom-belona tahaka ny fahafahana mihazakazaka. DH: "Manana olana ny mpanota na aiza na aiza alehany" # ny olo-marina dia omena valisoa amin'ny tsara Io dia azo atao hoe DH: "Mamaly soa an'ireo olo-marina Andriamanitra" # ny zafiny "ny zanaky ny zanany" na "ny taranany" # ny haren'ny mpanota dia voatahiry ho an'ny olo-marina Io dia azo atao hoe DH: "izay manao ny marina dia handray ny harena nangonin'ny mpanota"