plt_tn/pro/13/21.md

488 B

Manenjika ny mpanota ny loza

Ny "loza" dia nomena ny toetran'ny olom-belona tahaka ny fahafahana mihazakazaka. DH: "Manana olana ny mpanota na aiza na aiza alehany"

ny olo-marina dia omena valisoa amin'ny tsara

Io dia azo atao hoe DH: "Mamaly soa an'ireo olo-marina Andriamanitra"

ny zafiny

"ny zanaky ny zanany" na "ny taranany"

ny haren'ny mpanota dia voatahiry ho an'ny olo-marina

Io dia azo atao hoe DH: "izay manao ny marina dia handray ny harena nangonin'ny mpanota"