plt_tn/pro/13/09.md

20 lines
717 B
Markdown

# Miravoravo ny hazavan'ny olo-marina
Ny fahazavana dia entina ilazana ny taratry ny olo-marina ary faritana amin'ny fiainana ny fahatsapana fifaliana amin'ny maha-olombelona. Io ihany koa dia azo atao amin'ny endrika fampitahana araka ny ao amin'ny UDB. DH: "Ny lazan'ny olo-marina manome fifaliana"
# ny jiron'ny ratsy fanahy dia ho vonoina
Ny jiron'ny ratsy fanahy dia entina ilazana ny lazan'ireo olona ratsy fanahy ireo. Ny jiro novonoina dia midika fa hitsahatra ny lazany. DH: "ho foana ny lazan'ny ratsy fanahy"
# Fifandirana ihany no ateraky ny avonavona
"Fifandirana hatrany no vokatry ny avonavona"
# mihaino
"mihevitra'' na "manaraka"
# torohevitra
tolo-kevitra izay manampy sady ahazoan-tombony