plt_tn/pro/13/09.md

717 B

Miravoravo ny hazavan'ny olo-marina

Ny fahazavana dia entina ilazana ny taratry ny olo-marina ary faritana amin'ny fiainana ny fahatsapana fifaliana amin'ny maha-olombelona. Io ihany koa dia azo atao amin'ny endrika fampitahana araka ny ao amin'ny UDB. DH: "Ny lazan'ny olo-marina manome fifaliana"

ny jiron'ny ratsy fanahy dia ho vonoina

Ny jiron'ny ratsy fanahy dia entina ilazana ny lazan'ireo olona ratsy fanahy ireo. Ny jiro novonoina dia midika fa hitsahatra ny lazany. DH: "ho foana ny lazan'ny ratsy fanahy"

Fifandirana ihany no ateraky ny avonavona

"Fifandirana hatrany no vokatry ny avonavona"

mihaino

"mihevitra'' na "manaraka"

torohevitra

tolo-kevitra izay manampy sady ahazoan-tombony