# Miravoravo ny hazavan'ny olo-marina Ny fahazavana dia entina ilazana ny taratry ny olo-marina ary faritana amin'ny fiainana ny fahatsapana fifaliana amin'ny maha-olombelona. Io ihany koa dia azo atao amin'ny endrika fampitahana araka ny ao amin'ny UDB. DH: "Ny lazan'ny olo-marina manome fifaliana" # ny jiron'ny ratsy fanahy dia ho vonoina Ny jiron'ny ratsy fanahy dia entina ilazana ny lazan'ireo olona ratsy fanahy ireo. Ny jiro novonoina dia midika fa hitsahatra ny lazany. DH: "ho foana ny lazan'ny ratsy fanahy" # Fifandirana ihany no ateraky ny avonavona "Fifandirana hatrany no vokatry ny avonavona" # mihaino "mihevitra'' na "manaraka" # torohevitra tolo-kevitra izay manampy sady ahazoan-tombony