plt_tn/pro/13/03.md

725 B

ny vavany

Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "izay lazainy"

misanana vava

Ny fanokafana ny vava dia entina ilazana ny fitenenana, ary ny fampisanasanana izay dia maneho ny fitenenana matetika loatra na be loatra. DH: "miteny foana" na "be resaka loatra"

Ny homan'ireo ... ny homan'ny

Adikao araka ny ao amin'ny 13:1 io.

maniry nefa tsy mahazo na inona na inona

"maniry mafy kanefa tsy mahazo na inona na inona"

ny homan'ny olona mazoto dia ho afa-po tanteraka

Eto ny "homana" dia maneho faniriana. DH: "ny olona mazoto dia hanana fiainana hafapo tanteraka" na "ny fazotoana no hahafapo tanteraka ny olona"

olona mazoto

olona izay miasa amin'ny ezaka feno fitandremana sy mitohitohy