plt_tn/pro/13/03.md

24 lines
725 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny vavany
Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "izay lazainy"
# misanana vava
Ny fanokafana ny vava dia entina ilazana ny fitenenana, ary ny fampisanasanana izay dia maneho ny fitenenana matetika loatra na be loatra. DH: "miteny foana" na "be resaka loatra"
# Ny homan'ireo ... ny homan'ny
Adikao araka ny ao amin'ny 13:1 io.
# maniry nefa tsy mahazo na inona na inona
"maniry mafy kanefa tsy mahazo na inona na inona"
# ny homan'ny olona mazoto dia ho afa-po tanteraka
Eto ny "homana" dia maneho faniriana. DH: "ny olona mazoto dia hanana fiainana hafapo tanteraka" na "ny fazotoana no hahafapo tanteraka ny olona"
# olona mazoto
olona izay miasa amin'ny ezaka feno fitandremana sy mitohitohy