# ny vavany Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "izay lazainy" # misanana vava Ny fanokafana ny vava dia entina ilazana ny fitenenana, ary ny fampisanasanana izay dia maneho ny fitenenana matetika loatra na be loatra. DH: "miteny foana" na "be resaka loatra" # Ny homan'ireo ... ny homan'ny Adikao araka ny ao amin'ny 13:1 io. # maniry nefa tsy mahazo na inona na inona "maniry mafy kanefa tsy mahazo na inona na inona" # ny homan'ny olona mazoto dia ho afa-po tanteraka Eto ny "homana" dia maneho faniriana. DH: "ny olona mazoto dia hanana fiainana hafapo tanteraka" na "ny fazotoana no hahafapo tanteraka ny olona" # olona mazoto olona izay miasa amin'ny ezaka feno fitandremana sy mitohitohy