plt_tn/pro/11/01.md

545 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Andininy maro ato amin'ny Toko faha 11 no fifanindriana andalana izay mifanohitra.

Halan'i Yaveh ireo mizàna izay tsy marina

Ny "mizana" dia entina ilazana ny fandanjana araka ny marina amin'ny fifampiraharana. DH: "halan'Andriamanitra ny mizana mamitaka" na "halan'Andriamanitra rehefa mamitaka ny olona"

fa mankasitraka ny lanja marina izy

Ny "lanja marina" dia maneho ny fahamarinana eo amin'ny fifampiraharana. DH: "fa mankasitraka ny lala-marina Izy" na "fa faly Izy rehefa marina ny olona"