plt_tn/pro/11/01.md

12 lines
545 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Andininy maro ato amin'ny Toko faha 11 no fifanindriana andalana izay mifanohitra.
# Halan'i Yaveh ireo mizàna izay tsy marina
Ny "mizana" dia entina ilazana ny fandanjana araka ny marina amin'ny fifampiraharana. DH: "halan'Andriamanitra ny mizana mamitaka" na "halan'Andriamanitra rehefa mamitaka ny olona"
# fa mankasitraka ny lanja marina izy
Ny "lanja marina" dia maneho ny fahamarinana eo amin'ny fifampiraharana. DH: "fa mankasitraka ny lala-marina Izy" na "fa faly Izy rehefa marina ny olona"