# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Andininy maro ato amin'ny Toko faha 11 no fifanindriana andalana izay mifanohitra. # Halan'i Yaveh ireo mizàna izay tsy marina Ny "mizana" dia entina ilazana ny fandanjana araka ny marina amin'ny fifampiraharana. DH: "halan'Andriamanitra ny mizana mamitaka" na "halan'Andriamanitra rehefa mamitaka ny olona" # fa mankasitraka ny lanja marina izy Ny "lanja marina" dia maneho ny fahamarinana eo amin'ny fifampiraharana. DH: "fa mankasitraka ny lala-marina Izy" na "fa faly Izy rehefa marina ny olona"