plt_tn/pro/10/31.md

16 lines
535 B
Markdown

# Avy ao amin'ny vavan'ny olona marina
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Avy amin'ny tenin'ny olo-marina"
# ny lela mpandainga dia hofongorana
Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Hampikombona ny vavan'ny olona milaza lainga Andriamanitra"
# molotry ny olona marina mahalala izay mety
Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "mahay miteny amin'ny fomba azo ekena ny olo-marina"
# vavan'ny ratsy fanahy
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ny tenin'ny ratsy fanahy"