plt_tn/pro/10/31.md

535 B

Avy ao amin'ny vavan'ny olona marina

Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Avy amin'ny tenin'ny olo-marina"

ny lela mpandainga dia hofongorana

Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Hampikombona ny vavan'ny olona milaza lainga Andriamanitra"

molotry ny olona marina mahalala izay mety

Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "mahay miteny amin'ny fomba azo ekena ny olo-marina"

vavan'ny ratsy fanahy

Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ny tenin'ny ratsy fanahy"