# Avy ao amin'ny vavan'ny olona marina Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Avy amin'ny tenin'ny olo-marina" # ny lela mpandainga dia hofongorana Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Hampikombona ny vavan'ny olona milaza lainga Andriamanitra" # molotry ny olona marina mahalala izay mety Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "mahay miteny amin'ny fomba azo ekena ny olo-marina" # vavan'ny ratsy fanahy Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ny tenin'ny ratsy fanahy"