plt_tn/pro/09/07.md

36 lines
965 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny hafatry ny Fahendrena ireto andininy ireo.
# Na iza na iza mananatra ... na iza na iza hiteny mafy
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany.
# mpaniratsira
Olona izay manam-pahazarana maniratsira olona. DH: "olona izay milaza zavatra mandrabiraby olona hafa" (UDB) na "olona izay tia manambany olon-kafa"
# handray fanararaotana
"handray fitondrana henjana"
# na iza na iza hiteny mafy
"izay rehetra manitsy"
# Aza mananatra
"Aza manitsy"
# Manomeza ny olon-kendry ... ampianaro ny olo-marina, dia hanampy ny fianarany izy
Ireo fandidiana roa ireo dia maneho fanambarana misy fepetra. DH: "Raha manome ho an'ny olona hendry ianao, dia ... raha mampianatra ny olo-marina ianao, dia"
# Manomeza ny olon-kendry ... ampianaro ny olo-marina
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany.
# Manomeza ny olon-kendry
Entina ilazana ny fanomezana fampianarana amin'ny olona hendry io.