plt_tn/pro/09/07.md

965 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hafatry ny Fahendrena ireto andininy ireo.

Na iza na iza mananatra ... na iza na iza hiteny mafy

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany.

mpaniratsira

Olona izay manam-pahazarana maniratsira olona. DH: "olona izay milaza zavatra mandrabiraby olona hafa" (UDB) na "olona izay tia manambany olon-kafa"

handray fanararaotana

"handray fitondrana henjana"

na iza na iza hiteny mafy

"izay rehetra manitsy"

Aza mananatra

"Aza manitsy"

Manomeza ny olon-kendry ... ampianaro ny olo-marina, dia hanampy ny fianarany izy

Ireo fandidiana roa ireo dia maneho fanambarana misy fepetra. DH: "Raha manome ho an'ny olona hendry ianao, dia ... raha mampianatra ny olo-marina ianao, dia"

Manomeza ny olon-kendry ... ampianaro ny olo-marina

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany.

Manomeza ny olon-kendry

Entina ilazana ny fanomezana fampianarana amin'ny olona hendry io.