# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny hafatry ny Fahendrena ireto andininy ireo. # Na iza na iza mananatra ... na iza na iza hiteny mafy Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. # mpaniratsira Olona izay manam-pahazarana maniratsira olona. DH: "olona izay milaza zavatra mandrabiraby olona hafa" (UDB) na "olona izay tia manambany olon-kafa" # handray fanararaotana "handray fitondrana henjana" # na iza na iza hiteny mafy "izay rehetra manitsy" # Aza mananatra "Aza manitsy" # Manomeza ny olon-kendry ... ampianaro ny olo-marina, dia hanampy ny fianarany izy Ireo fandidiana roa ireo dia maneho fanambarana misy fepetra. DH: "Raha manome ho an'ny olona hendry ianao, dia ... raha mampianatra ny olo-marina ianao, dia" # Manomeza ny olon-kendry ... ampianaro ny olo-marina Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. # Manomeza ny olon-kendry Entina ilazana ny fanomezana fampianarana amin'ny olona hendry io.