plt_tn/pro/08/19.md

634 B

Ny vokatro

izay vokarin'ny fahendrena

ny vokatro

ny tombony na azo avy amin'ny fahendrena

Mandeha amin'ny lalan'ny fahamarinana

Ny fiainana amin'ny fomba marina dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalana marina. DH: "Miaina tsara aho" na "Manao izay marina aho"

afovoan'ireo lalan'ny marina

Io dia milaza izay tiana ho lazaina amin'ny hoe "ny lalan'ny marina." DH: "Ataoko izay marina tanteraka" na "izay marina ihany no ataoko"

fitehirizan-drakitr'izy ireo

trano fitehirizana zavatra sarobidy. Ny fahendrena dia resahina toy ny hoe vehivavy izay mameno ny fitehirizan'ireo mpanaraka azy amin'ny zava-tarobidy.