# Ny vokatro izay vokarin'ny fahendrena # ny vokatro ny tombony na azo avy amin'ny fahendrena # Mandeha amin'ny lalan'ny fahamarinana Ny fiainana amin'ny fomba marina dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalana marina. DH: "Miaina tsara aho" na "Manao izay marina aho" # afovoan'ireo lalan'ny marina Io dia milaza izay tiana ho lazaina amin'ny hoe "ny lalan'ny marina." DH: "Ataoko izay marina tanteraka" na "izay marina ihany no ataoko" # fitehirizan-drakitr'izy ireo trano fitehirizana zavatra sarobidy. Ny fahendrena dia resahina toy ny hoe vehivavy izay mameno ny fitehirizan'ireo mpanaraka azy amin'ny zava-tarobidy.