plt_tn/pro/08/19.md

20 lines
634 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny vokatro
izay vokarin'ny fahendrena
# ny vokatro
ny tombony na azo avy amin'ny fahendrena
# Mandeha amin'ny lalan'ny fahamarinana
Ny fiainana amin'ny fomba marina dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalana marina. DH: "Miaina tsara aho" na "Manao izay marina aho"
# afovoan'ireo lalan'ny marina
Io dia milaza izay tiana ho lazaina amin'ny hoe "ny lalan'ny marina." DH: "Ataoko izay marina tanteraka" na "izay marina ihany no ataoko"
# fitehirizan-drakitr'izy ireo
trano fitehirizana zavatra sarobidy. Ny fahendrena dia resahina toy ny hoe vehivavy izay mameno ny fitehirizan'ireo mpanaraka azy amin'ny zava-tarobidy.