plt_tn/pro/08/17.md

607 B

Tiako

Maneho ny fitiavan'ny mpirahalahy na fitiava-namana na fianakaviana io. Fitiavan'olombelona voajanahary misy eo amin'ny mpinamana na mpihavana io.

fatratra

amin'ny ezaka feno fitandremana sy mitohitohy

Ao amiko ny harena sy voninahitra

"manana harena sy voninahitra aho"

harena maharitra ary fahamarinana

Manazava ny tiana ho lazaina amin'ny hoe "harena sy voninahitra" io. Azo atao mazava kokoa amin'ny mpampitohy "noho izany" io. DH: "noho izany, dia hanome harena maharitra sy fahamarinana ho an'ireo izay mahita ahy aho"

fahamarinana

"ny fahafahana miaina amin'ny fomba marina"