plt_tn/pro/08/17.md

20 lines
607 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tiako
Maneho ny fitiavan'ny mpirahalahy na fitiava-namana na fianakaviana io. Fitiavan'olombelona voajanahary misy eo amin'ny mpinamana na mpihavana io.
# fatratra
amin'ny ezaka feno fitandremana sy mitohitohy
# Ao amiko ny harena sy voninahitra
"manana harena sy voninahitra aho"
# harena maharitra ary fahamarinana
Manazava ny tiana ho lazaina amin'ny hoe "harena sy voninahitra" io. Azo atao mazava kokoa amin'ny mpampitohy "noho izany" io. DH: "noho izany, dia hanome harena maharitra sy fahamarinana ho an'ireo izay mahita ahy aho"
# fahamarinana
"ny fahafahana miaina amin'ny fomba marina"