# Tiako Maneho ny fitiavan'ny mpirahalahy na fitiava-namana na fianakaviana io. Fitiavan'olombelona voajanahary misy eo amin'ny mpinamana na mpihavana io. # fatratra amin'ny ezaka feno fitandremana sy mitohitohy # Ao amiko ny harena sy voninahitra "manana harena sy voninahitra aho" # harena maharitra ary fahamarinana Manazava ny tiana ho lazaina amin'ny hoe "harena sy voninahitra" io. Azo atao mazava kokoa amin'ny mpampitohy "noho izany" io. DH: "noho izany, dia hanome harena maharitra sy fahamarinana ho an'ireo izay mahita ahy aho" # fahamarinana "ny fahafahana miaina amin'ny fomba marina"